|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mirirana |
| Fototeny | 2rirana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Raha te-hanana vavy: mandry mirirana havia. Raha te-hitera-dahy: mandry mirirana havanana.
[2.245#]
|
| Kamban-teny rehetra | 5fay mirirana boribory |
| Teny iditra (2/2) | 6 miriraña |
| Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
8mihorirana.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 9 mirirana, miriraña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|