|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miringiringy |
| Fototeny | 2ringiringy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miteronterona, mitsangana amin' ny rantsantongotra: Niringiringy teny ambony tamboho ny anao lahy ka nianjera.
5Miavona ka mirehareha foana. [1.1] |
| Ohatra |
6 Aoka isika ry havana mba tsy hisaraka an-tendrombohitra avo ary tsy hisaraka ambonin'ny vato miringiringy ary tsy hifandao an-tanety fa akory kosa ity hadilana-mahia ka mampisaraka antsika? [2.131] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|