|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirindra |
| Fototeny | 2rindra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Milamina, milanto: Mirindra tsara ny fianarana eto aminay.
5Mifanaraka: Mirindra tsara ny Mpampianatra sy ny Tale. 6Miditra, miady tsara: Mirindra ny andahiny sy ny ambaviny amin' ity rafitra ity. [1.1] 7mifanaraka tsara. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8harmonieux.
[1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 9fihetsika mirindra |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 mandriry, 12 mirindra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|