|
|
|
|
Teny iditra
1
mirimodrimotra
Fototeny
2
rimo
dri
motra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Miala amin-katezerana sady mirintona.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mirimodrimotra
6
Ny lasa :
nirimodrimotra
7
Ny hoavy :
hirimodrimotra
8
Filaza mandidy :
mirimodrimota
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12