|
|
|
|

Teny iditra1 mirihana
Fototeny  2rihana
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Misy rihana: Trano mirihana no tadiavinay.
5Misy ngorodona. [1.1]
Ohatra  6 Trano lehibe mirihana io, ary eo andavarangany mitodika mianavaratra, mitifitra ny tranomaizina izany, no nalahatra ny tafondro marovava fiarovana ny fonja. [2.472]

Fivaditsoratra  7 marihina, 8 mirihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12