|
|
|
|

Teny iditra1 miridiridy
Fototeny  2ridiridy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Henjana tsy mety miketraka: Miridiridy loatra io tady io.
5Mijoro tsy azo folahina, henjana, mihinjitra, miziriziry: Niridiridy teo antokonana teo izy fa tsy nety niditra. [1.1]
Ohatra  6 Ny lalana mody zorina, hoy indray I Lidy, mbola miridiridy amin' ny hasosorany. [2.470]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 midiridiry, 12 miridiridy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12