|
|
|
|

Teny iditra1 miriatra
Fototeny  2riatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mitriatra, rovitra tsy nahy, mipoaka mafy: Triatre ny semboko (rovitra ny lambako). [Tanala] [1.78]
5Mandositra.
6Lasa mirintona: Notenenina kely fo-ana ny anao dia niriatra.
7Mitsiaka, rovitra ka heno mitsefaka ny faharovitana: Niriatra ny pataloany.
8Mipoaka mafy tampoka; mikotrokotroka: Matahotra mafy ny zafy keliko raha misy varatra miriatra. [1.1]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 miaritra, 15 miriatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02