|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miretaka |
| Fototeny | 2retaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mikoa, mirodana: Niretaka ny tamboho noho ny orana.
5Mipetraka na matory tsy afa-miarina, mihonaka: Miretaka eo am-pandriana ao izy indroa andro izao. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10ramiretaka |
| Fivaditsoratra | 11 matarike, 12 miraketa, 13 miretaka, 14 miteraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|