|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirengitre |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3mitondra ao an-damosina na mibaby zavatra ka atao misadika ambany helika ny ilan'ny lamba na tady.
[Tanala]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|