|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirehoka |
| Fototeny | 2rehoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitrona (toy ny omby vonoina efa ho faty).
5Enti-milaza ny olona miala aina, izay mitrona mafy. 6Mandrahona mafy amin-katezerana. 7Enti-milaza ny voditongo-kiraro lany sady mivilana. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 mirehoka, 14 mirohake |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|