Teny iditra |
mirebika
(rebika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandihy mitsinjaka Mandihy mampihetsika ny vatana sy ny sandry ara-ba (miaramila) Mandihy sady mampandihy ny fiadiana eny an-tanany [1.1]
|
Ohatra |
1 | Mandihy miakanjo ny akanjo halatra, ka miara-mirebika amin-doza.
[2.69]
|
2 | Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo am-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka.
[2.649]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mirebika |
Ny lasa : |
nirebika |
Ny hoavy : |
hirebika |
Filaza mandidy : |
mirebiha |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
Mirebika
(rebika)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Fanazavàna teny malagasy | Antokona Tsimandoa ambony indrindra natao hompanotrona andriamanjaka. [1.1]
|
|