|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miravaka |
| Fototeny | 2ravaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Misy na mitondra ravaka: Miravakany efitrano.
5Mitondra: Miravaka galona ny tratran' ny mpandresy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to wear ornaments or jewelry.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7se parer de bijoux; s'orner.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 miravaka, 14 mivaraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|