|
|
|
|

Teny iditra1 miraraka
Fototeny  2raraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mianjera na mihintsana ka miely: Nisy ranomanitra niraraka teto ~ Niraraka teto ny vonim-boasary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to spill; to fall off; to be scattered. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6se répandre; se désagréger. [1.8]
Ohatra  7 Tahaka ny tsy omby lanitra intsony ny kintana ka indreo miraraka sy miavovona amin' ny tany, raha vohitr' Antananarivo amin' ny alina no tazanin-davitra. [2.470]
8 na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona [2.296]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13miraraka ompana
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02