|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miraotra |
| Fototeny | 2raotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fiteny amin' ny biby mihinana ny ahitra na ny laingon-javamaniry eny an-tsaha: Miraotra ahitra erỳ avara-tanàna ny ombintsika.
5Mihogo: Volo tsy miraotra akory no nentiny nivoaka fa efa maika izaitsizy izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6combed, brushed..
[1.2] |
| Ohatra |
7 Miova kely ombieny ireny, raha mandalo tanimboly sy tanimbary, ireo dobon-tsondro sy omby miraotra lalovana.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 mairotra, 13 maoritra, 14 martiora, 15 miraotra, 16 miroatra, 17 mitroara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|