|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miraona |
| Fototeny | 2raona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandefa feo maro miaraka sady mafy: Andeha isika hody razandry / (..); ny kotroka injany miraona! i dada any izay efa miandry, / i neny mitazana foana (Rafanoharana).
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 8 amarino, 9 amirano, 10 amorina, 11 armonia, 12 mairona, 13 mañaroy, 14 manoira, 15 manoria, 16 maorina, 17 maroina, 18 mianora, 19 miraona, 20 moraina, 21 moriaña, moriana, 22 rano may |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|