|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mirangorango
Fototeny  2rangorango
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Sady lava no mahia. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5être long et maigre. [1.3#507]

Teny iditra (2/2)6 mirangorango
Fototeny  7rangorango
Sokajin-teny  8 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9Mihinana tsy miatoato, amim-pahalianana tanteraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10to wander about in search of something, such as food, etc.. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11prendre sans permission, avec hardiesse. [1.3]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  16 mirangorango, 17 mirongaronga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12