|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirakandrakana |
| Fototeny | 2rakandrakana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4(tahom-bary) Mahitsy ary somary mahalankalana: Toa tsy dia hampakatra vary firy izahay taona ito fa nirakandrakana izy ireo taona itsy.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|