|
|
|
|

Teny iditra1 miraefadafy
Singan-teny  2mira, 3efatra, 4lafy
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6marolafy tsongaina mitovy halava ny lafy efatra, fa ny zoro kosa mitovy tsiroaroa. [1.13]
7Marolafy izay mitovy halava ny lafy efatra aminy fa ny zoro kosa mitovy tsiroaroa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8losange. [1.13]
Voambolana  9 Matematika: rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11