|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mira-bolana |
| Singan-teny | 2mirana, 3volana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fotoana fihenan' ny volana; mihabanga na rava ny maha-boribory ny volana fenomanana.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Haikintana 7 Fotoana |
| Fivaditsoratra | 8 maribolana, 9 mira-bolana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|