|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miposaka |
| Fototeny | 2posaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miseho ho hita: Nisy lain-tsambo niposaka terỳ amin' ny faravodilanitra.
5Mitranga, miseho (fiteny indrindra raha ireo antontanjavatra eny amin' ny habakabaka: volana, masoandro... 6no lazaina): Amin' ny 6 ora no miposaka ny masoandro amin' izao fizaran-taona izao. 7Miseho miharihary: Niposaka ela ny ela ny haratsiam-panahin' ilay karilahy iny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to appear; to rise (of the sun).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9apparaître; se lever (en parlant du soleil).
[1.8] |
| Ohatra |
10 Mba mahazo hafanana indray izy eny am-pandehanana eny indraindray, tanihan' ny masoandro miposaka;
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 15 Haikintana |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 mipasoka, 18 miposaka, 19 mpisaoka, 20 mpisoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|