|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mipongatra |
| Fototeny | 2pongatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miseho.
[1.1] |
| Ohatra |
5 ny faharao kosa, toetra milevina, tsy mipongatra raha tsy amin' ny fotoan-tsarotra.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|