|
|
|
|

Teny iditra1 mipololotra
Fototeny  2pololotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mivoaka be dia be na misesika betsaka: Injay manako moramora / toa ra mipololotra, / feo kely feno akora, / sady latsa mafy loatra (J.J.
5Rabearivelo). [1.1]
Ohatra  6 Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany. [2.470]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12