|
|
|
|

Teny iditra1 mipoipoitra
Fototeny  2poipoitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 hipoiPOitra ho azy ny manan-talenta malagasy amin'ny taozavatra, tahaka ny nipoipoirany nandritra ny ady 1939-1945 tsy nahafahan'ny entana avy any an-kafa niditra. [2.503]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29