|
|
|
|

Teny iditra1 mipika
Fototeny  2pika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miporitika, mipitipitika, mitifitra: Nipika teny amiko ny ra.
5Mivoaka, miely: Tandremo sao misy mipika izany teny izany.
6Mivoaka, miala, mitsoaka: Nipika ny vimiainan' ny famantaranandroko.
7Mikombona: Nitsahatra ny orana ka nipika daholo ny elo teo amin' ny kianja.
8Mioritra, folaka: Misy mipika ato amin' ny laferako ato.
9Mandositra, milefa: Nipika ilay mpangalatra ka tsy hita hatramin' izao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10to tick, as a clock etc..
11to shut or fold, as an umbrella or a pocket knife. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12faire tic tac comme une horloge.
13se fermer avec un bruit sec.
14se plier comme un parapluie, un canif. [1.8]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :
18 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  19tsy misy mipika

Fivaditsoratra  20 akimpy, 21 kimpay, 22 mipaky, 23 mipika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08