Teny iditra | mipiaka (piaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tapaka, ka misy feo heno amin' izany: Mipiaka ity hazo ity raha vao aforitra Misy feo kely heno rehefa foizina: Mipiaka ny hao Milalao karatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To break off, to snap off. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mipiaka io | ||||||||
Fivaditsoratra | mipaika, mipiaka, mpiaika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |