|
|
|
|

Teny iditra1  mipany
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanala] milofo, mikiry, mikokotra, miezaka: Mipania mianatra anareo lehiroa (milofosa mianatra letsy ianareo) [1.78]

Fivaditsoratra  4 ampiny, 5 manipy, mipany, 6 mpinia

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04