|
|
|
|

Teny iditra1 miovaova
Fototeny  2ovaova
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4tsy manana toetra raikitra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5changer, se remplacer souvent, être inconstant. [1.3#473]
6varié, changeant. [1.13]
Ohatra  7 miovaova ny taona. [2.442]
8 fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona. [2.59]
9 Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [2.470]
Tsipelina hafa  10miovova
Kamban-teny rehetra  11fanazaran-tsaina ara-drafitra sy miovaova
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 miavoavo, 14 miovaova

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02