|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miontana |
| Fototeny | 2ontana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mihendratra, mientana, taitra tampoka (ny fo): Niontana iray ihany ny fony noho ny tahotra.
5Mason-tanora mirangany anay / ka mifenifeny ny hahazo / Fon-jatovo miontana / ka miharana ny mba hotanana. (Rajaonah Tselatra). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to startle, to start up..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7tressaillir, être ému subitement: Miontana iray hiany ny foko (J'en suis tout ému).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 amintano, 12 manotany, 13 manotina, manotìna, 14 miontana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|