|
|
|
|

Teny iditra1 mionjinonjina
Fototeny  2onjinonjina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Midoladola sady mamindra somary miaingitra kely. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to shake, to tremble.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10mionjina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12