|
|
|
|

Teny iditra1 miongaka
Fototeny  2ongaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miala, miesotra, lasa: Niongaka izy rehetra.
5Miendaka: Nipoaka ny vato ka betsaka no niongaka. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 maingoka, 11 miongaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12