|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miompy |
| Fototeny | 2ompy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mamelona sy miahy ary mikarakara biby: Be miompy soavaly hatreo Ambatolampy ka hatrany Antsirabe.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to rear, to bring up to maturity, to feed..
[1.2] 6to raise animals or fowl. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7faire l'élevage de volailles; de bétail.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 12 Toe-karena: fiompiana |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|