|
|
|
|

Teny iditra1 miolotra
Fototeny  2olotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Akaiky, mikasika, mifampikasika: Miolotra ny sahanay ny sahany.
5Miohatra, mitaha: Ratsy ity satroka ity miolotra amin' itsy iray itsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be contiguous.. [1.2]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10miolo-nono

Fivaditsoratra  11 miolotra, 12 mitolora

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08