|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miolaka |
| Fototeny | 2olaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsy mahitsy fa mivily: Indroa miolaka ity labana ity vao tonga any aminay.
5Mihodivitra, mihodina: Niolaka ny bala ka tsy nahavoa azy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to wind about, to go in a serpentine direction; to be oblique, to speak in an ambiguous manner, to quibble, to prevaricate..
[1.2] |
| Ohatra |
7 Eo ambony andrefana atsimon' ny tanànan' Ambohijanaka, midina sy miolaka ny arabe.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 12miolakolaka |
| Kamban-teny rehetra | 13manga miolaka |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 kaliôma, 16 kimalao, 17 mailoka, Mailoka, 18 makalio, 19 mialoka, 20 mikaloa, 21 milaoka, 22 miloaka, 23 miolaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|