|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mioitra |
| Fototeny | 2oitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny angady tsindriana mafy ka mampiendaka baingan-tany be.
5Miezaka mafy mba hipoitra fa tsy manaiky ny hotsindriana lava: Tsy naharitra ny mponina tany atsimo fa nioitra tamin' ny fitondrana tsy mba nisy fikarakarana azy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to struggle, to strive to get free from something pressing one down..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Se soulever, ne pas se soumettre aux avis des autres, refuser.
[1.3] |
| Ohatra |
8 Amin' izay, dia mba hahavita soa amin' ireo zana-badiny ireo izy, ka hahafahan' izy rehetra mioitra amin' ny fahantrana rahatrizay.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 mioitra, 14 miriota, 15 mitoria |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|