|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miofana
Fototeny  2ofana
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4tempered, hardened.. [1.2]
5to be tempered (of steel). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6être trempé (en parlant de l'acier). [1.8]

Teny iditra (2/2)7 miofana
Fototeny  8ofana
Sokajin-teny  9 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  10to prepare oneself, to receive training. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11se préparer, s'entraîner. [1.8]
Ohatra  12 Nefa andron' ny fandrosoana izao, ka tsara angamba raha mba miofana any Antananarivo izy, mba milona kely any hahalala ny fanaon' ny olona. [2.4#]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  16 famoina, 17 fimaona, 18 fiomana, 19 miafona, 20 mifañao, mifanao, 21 miofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02