|
|
|
|

Teny iditra1 miofaka
Fototeny  2ofaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4miova hoditra, mihintsambolo. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5to scale to peel off in thin particles.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6muer. [1.13]
Ohatra  7 Ny fahaverezan'ny fahatsapana eo amin'ny faritra fotsy mangirana na miofaka eo amin'ny vatana dia mety ho habokana [2.424#]
Voambolana  8 Haiaina
Tovy hevitra  9miofaofaka

Fivaditsoratra  10 famioka, 11 mifakoa, 12 mifaoka, 13 mifoaka, 14 miofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12