|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 minia |
| Fototeny | 2nia |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao an-tsitrapo: Ninia nanosika ahy fotsiny izao izy raha nandalo teo akaikiko.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to resolve on, to intend, to do a thing purposely, to determine..
[1.2] 6to do something intentionally. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7faire exprès.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Nahazo fahazarana amin' ny fisotroan-toaka izy ka toa minia mikimpy mihitsy ho amin' ny fahaverezany.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 aminy, 15 maiñy, 16 minia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|