|
|
|
|

Teny iditra1  mimeka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] maika, maikamaika: Leha mimeka manao soa ko tsa enem-beloma, dia koa olo manoa fampaña (Raha maikamaika ny manao soa dia tsy mahazo sitraka, toa olona mandrondana tevana) [1.78]

Fivaditsoratra  4 mameky, mimeka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04