|
|
|
|
Teny iditra
1
milozotra
Fototeny
2
lo
zotra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mikikitra amin' ny asa iray nefa tsisy vokany.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
milozotra
6
Ny lasa :
nilozotra
7
Ny hoavy :
hilozotra
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12