|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 milona |
| Fototeny | 2lona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mijanona maharitra ao anaty rano: Rahatiana hadio tsara ny lambanao, avelao hilona ao anaty rano vao sasana.
5Mandro amin' ny rano voalaza ho manan-kasina hahasitrana: Lasa nilona amin' ny ranomafana any Antsirabe izy. 6Mijanona ela loatra: Nilona ela loatra tao an-trano ny entam-barotra ka saiky simba tao daholo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be soaked, to be steeped.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8être trempé, mis à tremper.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 lamino, 15 malony, 16 manilo, 17 manoly, 18 milaño, 19 milona, 20 nomaly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|