|
|
|
|

Teny iditra1  milofika (lofika)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Miondrika, miletitra ny loha, tsy miarina tsara amin' ny toerana misy ny tena: Nilofika ilay voninkazo fa tapaka ny tahony [1.1]
4  Maty: Mbola vao herotrerony dia nilofika ilay zanak' olona [1.1]
Ohatra  5  Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. [2.472]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20