|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miletaka |
| Fototeny | 2letaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsy mahazaka tena ka midaboka amin' izao: Miletaka ny tamboho.
5Mipetrapetraka any an-tranon' olona: Miletaka foana any antranon' olona Ikoto. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|