|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 milangalanga
Fototeny  2langalanga
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Avo be manerinerina, miezoezo: Mitangalanga ity trano ity.
5Miteronterona, miringiringy ambony zavatra: Haratra eny ireny ankizy milangalanga eny antampon' ny trano ireny.
6Miavonavona, mianjonanjona: Milangalanga loatra iny vehivavy iny na miteny na mandeha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7same as langalanga. [1.2]

Teny iditra (2/2)8 milangalanga
Fototeny  9langalanga
Sokajin-teny  10 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  11to be high; to be sharp, as a spear; to lift the head, as a serpent or a horse does (Prov.). [1.2]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12