|
|
|
|

Teny iditra1 mikotroka
Fototeny  2kotroka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso.
5Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary.
6Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to thunder; to roar, as a cascade, etc. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8tonner; faire du bruit comme une cascade. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Voambolana  13 Feo
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mikokotra, 16 mikotroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02