|
|
|
|

Teny iditra1 mikotika
Fototeny  2kotika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Rovitra sy potipotika, rotika: Nahoana no nikotika toy izao ny satrokao.
5Misafotofoto tsy hita intsony izay marina sy tsy marina: Mikotika izaitsizy izany raharaha izany.
6Misamboaravoara, mitrifantrifana: Mikotika ny anao lahy rehefa tezitra. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 mikatoky, 11 mikitoka, 12 mikotika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12