|
|
|
|

Teny iditra1 mikosesy
Fototeny  2kosesy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandeha haingana loatra: Nikosesy loatra ny diany.
5/ Nikosesy ny fitenin' io tovolahy io ka tsy azoko
. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12