|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikoràka |
| Fototeny | 2koràka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny feon' akohovavy avy nandatsaka (atody) na notairina.
[1.1] 5mihorakoraka. [Bezanozano] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to cry out.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7crier comme une poule qu'on attrape, crier fort.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 11 Feo 12 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 mikaroka, 15 mikoràka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|