|
|
|
|

Teny iditra1 mikoratata
Fototeny  2koratata
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza feo mafy tapatapaka, mipoapoaka toy ny tongo-tsoavaly mandeha amin' ny arabe vato. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12