|
|
|
|

Teny iditra1 mikopape
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3kiaka (miendaka): Nienjika aho haleña ko save mikopape dia tsa mba hae ny kirangoko (Nianjera aho halina ka tena kiaka tsy hita velively ny ranjoko). [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  4 mikopape, 5 mikopepa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12