|
|
|
|

Teny iditra1 mikopandry
Fototeny  2kopandry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manosoka na manatsika ny maty maso amin' ny voa nambolena. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 mikopandry, 9 mpiondrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12